Cardinal Désiré TSARAHAZANAMgr Jean de Dieu RAOELISONPape Léon XIV

Cardinal Désiré TSARAHAZANA

" Aza manaiky ho resin'ny ratsy, fa reseo amin'ny Soa ny ratsy "

Mgr Jean de Dieu RAOELISON

" Mpivahinin'ny Fanantenana " (Taon-Jobily 2025)

Pape Léon XIV

" Nous devons savoir reconnaître le Christ dans le visage de chaque personne exclue "

Cardinal Désiré TSARAHAZANAMgr Jean de Dieu RAOELISONPape Léon XIV
Cardinal Désiré TSARAHAZANAMgr Jean de Dieu RAOELISONPape Léon XIV

Taona B 2026-2027

Daty Hisintona Seho
Alahady 29 Novambra 202601 – Taona B – Alahady Voalohany amin’ny Fiaviana
Alahady 06 Desambra 202602 – Taona B – Alahady Faharoa amin’ny Fiaviana
Alahady 13 Décembre 202603 – Taona B – Alahady Fahatelo amin’ny Fiaviana
Alahady 20 Décembre 202604 – Taona B – Alahady Fahaefatra amin’ny Fiaviana
Zoma 25 Desambra 202606 – Taona B – Fankalazana ny Noely, Fahaterahan’ny Tompo (maraina)
Zoma 25 Desambra 202607 – Taona B – Fankalazana ny Noely, Fahaterahan’ny Tompo (atoandro)
Alahady 27 Desambra 202608 – Taona B – Fetin’ny Fianakaviana Masin’i Jesoa, Maria ary Josefa
Zoma 01 Janoary 202709 – Taona B – Fankalazana an’i Maria Renin’Andriamanitra
Alahady 03 Janoary 202710 – Taona B – Fankalazana ny Epifania
Alahady 10 Janoary 202711 – Taona B – Fankalazana ny Batemin’ny Tompo
Alahady 17 Janoary 202712 – Taona B – Alahady Faharoa tsotra Mandavan-taona
Alahady 24 Janoary 202713 – Taona B – Alahady Fahatelo tsotra Mandavan-taona
Alahady 31 Janoary 202714 – Taona B – Alahady Fahaefatra tsotra Mandavan-taona
Alahady 07 Febroary 202715 – Taona B – Alahady Fahadimy tsotra Mandavan-taona
Alarobia 10 Febroary 202718 – Taona B – Alarobian’ny lavenona
Alahady 14 Febroary 202719 – Taona B – Alahady Voalohany amin’ny Karemy
Alahady 21 Febroary 202720 – Taona B – Alahady Faharoa amin’ny Karemy
Alahady 28 Febroary 202721 – Taona B – Alahady Fahatelo amin’ny Karemy
Alahady 07 Martsa 202722 – Taona B – Alahady Fahaefatra amin’ny Karemy
Alahady 14 Martsa 202723 – Taona B – Alahady Fahadimy amin’ny Karemy
Alahady 21 Martsa 202724 – Taona B – Alahadin’ny sampakazo
Alakamisy 25 Martsa 202725 – Taona A-B-D – Alakamisy masina
Zoma 26 Martsa 202726 – Taona A-B-D – Zoma masina
Asabotsy 27 Martsa 202727 – Taona A-B-D – Asabotsy masina
Alahady 28 Martsa 202728 – Taona A-B-D – Alahadin’ny Paka (Maraina)
Alahady 28 Martsa 202729 – Taona A-B-D – Alahadin’ny Paka (Hariva)
Alahady 04 Aprily 202730 – Taona B – Alahady faharoan’ny Paka
Alahady 11 Aprily 202731 – Taona B – Alahady Fahatelo amin’ny Paka
Alahady 18 Aprily 202732 – Taona B – Alahady Fahaefatra amin’ny Paka
Alahady 25 Aprily 202733 – Taona B – Alahady Fahadimy amin’ny Paka
Alahady 02 Mey 202734 – Taona B – Alahady Fahaenina amin’ny Paka
Alakamisy 06 Mey 202735 – Taona B – Fankalazana ny Niakaran’ny Tompo
Alahady 09 Mey 2027 202636 – Taona B – Alahady Fahafito amin’ny Paka
Alahady 16 Mey 202737 – Taona B – Alahady Pentekoty
Alahady 23 Mey 202738 – Taona B – Fankalazana ny Trinite Masina
Alahady 30 Mey 202739 – Taona B – Fankalazana ny Vatana Masin’i Kristy
Zoma 04 Jona 202744 – Taona B – Fankalazana ny Fo Masin’i Jesoa
Alahady 06 Jona 202740 – Taona B – Alahady Fahafolo tsotra Mandavan-taona
Alahady 13 Jona 202740 – Taona B – Alahady Faharaika ambin’ny folo tsotra Mandavan-taona
Alahady 20 Jona 202741 – Taona B – Alahady Faharoa ambin’ny folo tsotra Mandavan-taona
Alahady 27 Jona 202742 – Taona B – Alahady Fahatelo ambin’ny folo tsotra Mandavan-taona
Alahady 04 Jolay 202743 – Taona B – Alahady Fahaefatra ambin’ny folo tsotra Mandavan-taona
Alahady 11 Jolay 202744 – Taona B – Alahady Fahadimy ambin’ny folo tsotra Mandavan-taona
Alahady 18 Jolay 202745 – Taona B – Alahady Fahaenina ambin’ny folo tsotra Mandavan-taona
Alahady 25 Jolay 202746 – Taona B – Alahady Fahafito ambin’ny folo tsotra Mandavan-taona
Alahady 01 Aogositra 202747 – Taona B – Alahady Fahavalo ambin’ny folo tsotra Mandavan-taona
Alahady 08 Aogositra 202748 – Taona B – Alahady Fahasivy ambin’ny folo tsotra Mandavan-taona
Alahady 15 Aogositra 202749 – Taona B – Fankalazana ny Nampakarana an’i Maria any an-danitra
Alahady 22 Aogositra 202751 – Taona B – Alahady Faharaika amby roapolo tsotra Mandavan-taona
Alahady 29 Aogositra 202752 – Taona B – Alahady Faharoa amby roapolo tsotra Mandavan-taona
Alahady 05 Septambra 202753 – Taona B – Alahady Fahatelo amby roapolo tsotra Mandavan-taona
Alahady 12 Septambra 202754 – Taona B – Alahady Fahaefatra amby roapolo tsotra Mandavan-taona
Alahady 19 Septambra 202755 – Taona B – Alahady Fahadimy amby roapolo tsotra Mandavan-taona
Alahady 26 Septambra 202756 – Taona B – Alahady Fahaenina amby roapolo tsotra Mandavan-taona
Alahady 03 Oktobra 202757 – Taona B – Alahady Fahafito amby roapolo tsotra Mandavan-taona
Alahady 10 Oktobra 202758 – Taona B – Alahady Fahavalo amby roapolo tsotra Mandavan-taona
Alahady 17 Oktobra 202759 – Taona B – Alahady Fahasivy amby roapolo tsotra Mandavan-taona
Alahady 24 Oktobra 202760 – Taona B – Alahady Fahatelopolo tsotra Mandavan-taona
Alahady 31 Oktobra 202761 – Taona B – Alahady Faharaika amby telopolo tsotra Mandavan-taona
Alatsinainy 01 Novambra 202762 – Taona B – Fankalazana ny Olomasina rehetra
Alahady 07 Novambra 202763 – Taona B – Alahady Faharoa amby telopolo tsotra Mandavan-taona
Alahady 14 Novambra 202764 – Taona B – Alahady Fahatelo amby telopolo tsotra Mandavan-taona
Alahady 21 Novambra 202765 – Taona B – Fankalazana an’i Kristy Mpanjaka